FAMPATSIAHIVANA NY FILAMINANA|FAMPATSIAHIVANA IREO MIZAKA NY ZO-PIRENENA SINOA SY IREO RAFITRA SINOA ETO MADAGASIKARA
2018-06-08 02:04

(Manan-kery hatramin'ny 18 Aogositra 2018)

 

Tato ho ato dia nitombo hatrany ny tsy fahazoana antoka amin'ny filaminam-bahoaka.

Ny birao manokana misahana ny sehatra ara-kaonsily ao amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny sy ny Masohivohon'ny Chine monina eto Madagasikara dia mampatsiahy ireo mizaka ny zom'pirenena sinoa sy ireo rafitra sinoa rehetra eto Madagasikara, mba hanaraka tsara antsakany sy andavany ny toe-draharaha amin'ny toerana misy anareo, hanamafy ny fiarovan-tenany, hanamafy ny fepetra amin'ny fiarovana sy ny fiomanana amin'ny vonjy taitra, hanena ireo fivoahana tsy voatery ho atao, hiezaka tsy hivoaka alina na handeha amin'ny toerana somary misitaka, mba hiezaka tsy andeha amin'ny toerana misy fihetsiketsehana na misy fivoriana olona maromaro.
Raha sendra ny vonjy taitra, antsoy ny manam-pahefana ary mifandraisa amin'ny Masohivohon'ny Chine eto Madagasikara ho fanampiana.

 

Police Nationale : 117

Ministeran'ny raharaham-bahiny sinoa maneran-tany amin'ny sehatrin'ny fiarovana ara-kaonsily (24 ora) : +86-10-12308 na +86-10-59913991

Fiarovana ara-kaonsily sy fanampian'ny Maohivohon'ny Chine eto Madagasikara : +261-330788188

 

 

Recommander à:   
Imprimer